kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Cartes Pokémon : la prochaine extension ...
Voir le deal

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 3 sur 13 Précédent  1, 2, 3, 4 ... 11, 12, 13  Suivant

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:47

dommage, efa 10 taona ve no niomanana dia mbola bof bof ihany hi hi hi hi hi hi, fa naninona ry zareo no tara e ?
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:48

Ny faire part atamin'ila mariage eo ivelany dia sarin'izy roa ary misy soratra lehibe hoe "oui nous nous marions"! hihihi!! Misy tiany ampitaina be izany ny fahitako aazy fa angamba dia anontanian'ny olona foana ry zareo hoe rahoviana no hivady, na koa hoe manambadia ianareo mba ho an'ny zanakareo!! asa!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:49

Mety ho izay mihintsy angamba, ary mba tsy nampiany hoe oui nous nous aimons lol
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:49

ry zareo mpanambady koa ve mba tara ?? sa ny convives ihany ?
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:49

hihihihi! Tara ve ry zareo sa efa tandra vadin-koditra ho an'ny afrikana ity fotoan-gasy ity? Oadray!!! fotoan-kongolais manko e! hahahahahahaha!!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:52

Sao dia tsy tara ary fa mody tara ??? ary sao dia......................heritreretinao ve ny heritreretiko .......hi hi hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:52

T@ 22H00 tany aloha nisy olona tonga kely, table 3 fotsiny no feno fa tamin'ny 23H tany mihitsy vao betsaka sy feno vetivety ny tables, mba eritrereto hoe 300 pers no nasainy, mba lasa saina izahay mivady aky hoe : namany daholo sa famille sa mpiara-monina no betsaka be toy izao?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:54

Ary izy roa mba tamin'ny firy vao tonga hi hi hi hi hi mbola varina tamin'ilay noheritreretiko mihintsy angamba ô hi hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:55

namana sy fianakaviana daholo izany, ao koa ny mpiara-miasa, ny mpiara-monina indrindra fa raha hoe aminy village ry zareo no mipetraka tsy maintsy mba mi invité ny rehetra
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:57

Izahy efa noana mafy an, miaraka amin'ny ankizy koa en plus!!!

T@ 12 alina efa nipetrapetraka hitanay ny sakafo satria moa self ilay izy, fa mba tsy rariny aky, tamin'ny 01H20 du ma tany mihitsy vao ni-apparaître ilay mariés! Tsara be ny akanjony, nahafinaritra be mihitsy nyfidirany fa ny demoiselles d'honneur nilahatra sady nandihy mitarika azy teo anoloana, sady mandraraka ilay pétales de rose ireny, ny hira nandeha toa hira traditionnelle avy any amin-dry zareo... Fa soa aky fa tsy nanao kabary be loatra ilay zokiolona sa ny dadany angamba iny fa tena efa noana ny pokonaaa!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:58

hahahahaha!! Mampihomehy tokoa indry ity an, eny aky mitombona angamba ilay eritreretin-dry izay asa raha eritreretiko antony nahatara be andreoiny! hahahaha!! Ndry ty an!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 2:00

noana be mihintsy ve nareo, fa naninona raha nitsatsaingoka nangalampihinana, ianareo izany ilay hoe noana eo ampotony sakafo sasy mangetaheta ambony lakana.

Ary mitovy daholo kay rehefa mariage, na firenena aiza na firenena aiza , io fety io angamba universelle ô,
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 2:02

T@ 01H30 aky izahay vao nanomboka nisakafo a, soa ihany aky fa sakafo be ary maro nisafidianana! hihihihi!! Hafa ihany ny tenda....!!!!!

Fa ny boissons aloha dia izay boisson misy ary tadiavina dia nisy daholo tao fa iny indray aterin'ny serveurs eny amin'ny table dia en attendant izany nanao apero foana ny pokona tao! hihihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 2:02

sondriana a écrit:hahahahaha!! Mampihomehy tokoa indry ity an, eny aky mitombona angamba ilay eritreretin-dry izay asa raha eritreretiko antony nahatara be andreoiny! hahahaha!! Ndry ty an!


Ie hi hi hi hi hi mitovy aminy heritreritro mihintsy izany ny heritreritrindy an hi hi hi hi , ka izaho tsy izy ary ve aky, efa 10 taona nifankahalalàna ve !!! efa tsy misy atahorana intsony hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 2:04

efa mainy 1 h marainaky aky fa handeha hatory aho, rahampitso mbola hanatitra mpianatra

bonne rentrée aminy papooses aky demain an

Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 2:05

Na dia tsy any amin'ny taniny aza aky ny olona, na dia ati ampita aza dia maavita mana fety be ohatran'ny fataony any amin'ny taniny a!

Ny fahatarana koa aloha efa toy izanyfoana matetika, saingy ity tantaraiko andry itytena mohoampapana loatra ka!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 2:06

OK aky a, izahokoa efa sasatry ny manoaka, à demain indray fa alina ihany vao afaka aky a, raha afaka moa atoandro dia mametraka post eo aho e! Bonne nuit!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 2:07

ka ity ange aky izy roa mihintsy no iray tara e, sady efa tsy mivoaka any aminy dada sy mama intsony satria efa niaranipetraka depuis 10 ans,

fa ny any amintsika atao fanahy iniana ilay lehilahy ela vao tonga, sady tsy maka no mbola andrasana adiny firy vao tonga any aminy biraony fokontany hisoratra hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 2:08

bonne nuit ô
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 14:53

Finaritra, bjr indry

Mba afaka nitsidika kely dia ;a;etraka msg eto fa amy alina vao tena milamina raha tsy tafatory aloha.

Hay tokoa ;ia aky ny lhlh any Dago mampiandry rehefa mampakabady, koa raha sendra vhvv tsy ;ahandry dia rava ny tsena fa lasa koa ilay vhvv? hahaha

Ary be mpamaky ihany anie isika eto ry bruno sy Finaritra fa mbola mitazatazana fotsiny ihany aloha ny olona an, hihihihi

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 14:58

Hadinoko kely ry finaritra am nanao ahoana ny fidiran mpianatra? Ny anay dia efa maimaika ery ny zanako handeha tam maraina.

Zay aloha fa amy alina raha mipointe i Finaritra e

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 15:01

Fa nahoana no misy saina malagasy ny post alefandry fa ny postko toa tsy mihaingo em hihihi

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Bruno Mar 2 Sep - 18:36

bonjour les maman!!!

tokony natao hoe rubrique jeune Maman izy ity an
no fa mafinaritra refa mahay mifanerasera isika malagasy ee

ny tenanay moa dia somary sahirana ihany koa ee fidiran'ny mpianatra oblige eeee sinon hiverina tsy ho ela ka

mazotoa eee
Bruno
Bruno
Admin

Nombre de messages : 8
Date d'inscription : 03/08/2008

https://kantoradio.1fr1.net

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Bruno Mar 2 Sep - 18:50

sondriana a écrit:Fa nahoana no misy saina malagasy ny post alefandry fa ny postko toa tsy mihaingo em hihihi

bonjour finaritra

midira eo amin'ny le hoe profil ery ambony io dia avy eo miditra ao amin'ny avatar dia avy eo télecharger une image à partir d'une avatar de eo zany hoe cliké eo amin'ny parcourir de mitady ze sary mety aminao ao amin'ny ordi ianao de afficher de aza hadino ny mivalider azy

dia mazotoa ary ooo
Bruno
Bruno
Admin

Nombre de messages : 8
Date d'inscription : 03/08/2008

https://kantoradio.1fr1.net

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mer 3 Sep - 22:17

slt vous deux, sondriana et bruno,

miala tsiny fa tena tsy tafandalo, be herikerika fa fidiran'ny mpianatra,

sondriana,

io aky no sary mba tiako ho apetraka eo fa satria tsy mba nahita aho an, eny e mety hitady ihany, hanaraka io torohevitr'i bruno io aho an.

aminy semaine ambony iny izao dia efa hanomboka ny devoirs hi hi hi hi hi, rehefa any aminy lycée angamba ireo vao ho afaka amin'ny fanampiana devoire aho ka.

bruno,

misaotra amin'ny torohevitra fa ho jereko eo ô !
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 3 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 3 sur 13 Précédent  1, 2, 3, 4 ... 11, 12, 13  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser