kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Display Star Wars Unlimited Ombres de la Galaxie : ...
Voir le deal

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 2 sur 13 Précédent  1, 2, 3, ... 11, 12, 13  Suivant

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:06

hiditra izao ny mpianatra rampitso dia efa hiditra aminy cycle infernal ny devoirs sy ny karazany indray hi hi hi hi hi hi hi miampy ny asa sy ny rehetra e hi hi hi hi mais bon revena manja fa dia efa fitiavana koa izany eee hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:08

Tsara mihitsy ilay bleu fa mankarary maso raha mitovy!

Ny momba ity "loft" be avaozintsika ity aloha dia efa nanao izay vitako ihany aho, ary i Finaritra toa tsy mandray ravin-dena aky, Aiza ve dia tsy mba namafa trano na nikarakara ny terrasse any ivelany akory a! hihihihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:08

Ie tena mety hitovy miintsy ny tadindokanga, fa ny ahy aloha dia efa tsoriko fa izaho dia be tsikanikany an hi hi hi hi ka sao dia vetivety dia leo ahy eo njy hi hi hi hi hi hi ,
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:11

Marina izany, miditra rahampitso koa ny zanao, dia ny RAD tokoa no mitaintaina e!

ANY @ COURS ÉLÉMENTAIRE NY ZANAKO FA NY ANAO VE EFA LEHIBE SA IZANY KOA? azfd indray fa lasa goavana indray ny soratra fa maika e!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:15

Oadray!!! Izany tsikitsiky izany ve aky ankaleo? Ilaina izany ka, izaho indray mahitsy fiteny sy somary mivantana kely izay rehefa zatra ilay olona iresahako ka lazao ahy raha misy ovana an! hihihi!! Aleo ihany lazaina mialoha, fa tena tia mivanitika mihitsy koa anie e!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:15

Ka mbola varina nanadio fitaratra re ramatoa a hi hi hi hi hi hi hi......nanala ny ladikala rehetra e, efa tena haolo be ilay trano e hi hi hi hi hi Razz
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:18

dia tena ao tsara izany e, sady hiaraka hivanitika no hiaraka hi forum.

izaho koa aky dia tena tsy mahita tory fa miheritreritra ny fidirany mpianatra rahampitso koa anie e , naka demi journée fa mba te hanatitra azy any ampianarana, ny ahy aky tsy lehibe tsy kely an, eo hoe eo ihany hi hi hi hi hi hi ,
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:20

Ohatran'ny mbola maimbo savoka anie izany trano izany e hi hi hi hi hi nataoko mamiratra mihintsy ny gorodona an, tandremo ary sao mibolisatra eo enao ramatoa hi hi hi hi hi hi raha sendra tafabolisatra dia mahaiza mibolisatra tsara e hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:21

Momba ny trano ity aky dia tsara izao rah amba manao bricolg kely isika, mahay ve ianao? Izaho mba mahavita manao peinture ihany fa ny ankoatra izao aotra an! Tena tsy mahay ny resaka fils mikirozaroza bedebe ireny! hihihihihi!

Ahoana ny hevitrao ry Finaritra, hay moa tokony hoe "ndry"!!! ahoana ny hevitry ndry fa tsy aleo ve atomboka ary amin'ny vao miditra ary ny travaux, tairin-tsika irery aky fa vita foana io na ela aza a, ny zaridaina no atao farany fa ny salon no tokony atao voalohany sao mba misy mitsidika e, efa tena tsy misy mpandalo anie ity e! hihihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:23

Atao inona ny loko'ny ity rindrina aloha, sa atao tapisserie ??? zaho aloha tsy mahay bricol fa dia avelao angamba i bruno no ho hindramintsika e.......hi hi hi hi hi, raha ho tonga eo izy lol!
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:25

an an an an sao dia ho tapaka amin'izany bricol izany aky ny hohoko an, vao avy nasiana vernis ve aky dia ho ampiasaina kosa e hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:27

Fa sao dia savoka be pétrol be ary no nampiasainao? hahaha!

Tsy maaninona fa sokafana midanadana ny varavarankely sady mamay be izao koa avelao ho afaka ho azy ny fofona, ary ahoana nyfampidirana rano sy herin'aratra ato aky, Sao dia hitakaizina ati isika! Atao trano moderne moa aku an, tsy afaka miaina amin'ny tsy confortable aky fa efa tsy mandoa loyer sy tsy nividy a, namantam-bonona fotsiny isika fa i bruno toa ni-abandonné! hihihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:28

ie ni-abandonné i bruno fa kamo hanao bricol angamba e, hitany fa tena mbolahaolo ilay trano, miverina eo izy rehefa madio ny trano e hi hi hi hi hi sa ahoana hoy indry !!!
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:29

edf sa jirama no tiandry ???? mety hanao lavadrano ihany angamba ka, malalaka ny tokontany no sady mba économika koa e hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:33

ibruno aiza aky? Tsy hitan-dry koa ve ao amin'ny pejy voalohany ao fa mampihomehy be fa misy hoe record de nombre d'utilisateurs hono 2 tamin'ny mercredi! hahahahahahaha!!! Tena tapaka ny tsinaiko, koa tsy isika irery izanyno mba mahita an'ity forum ity????

Fa ny ahy tsy mampaninona ahy mihitsy izany aky ry Finaritra an, resaka mahasoa noandao ataotsika roa fa rehefa samy mba maman dia efa misy azo atolotra izay, ary toa samy mitovy feeling ihany isika roa ko! hihihihi!!

Andao izany mba mandalo kely eto amin'ny alina fa izay no ahafahana.

N y renovation ny loft manaraka sy miandalana eny e! hihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:35

andao ary e hi hi hi hi hanao inona anefa ?? hi hi hi hi hi mba tantarao aky ny we-nareo an ?

isika roa ireryange no eto e, malalaka tsara misy hitsivalaparana e, andao hihomehy ary e hi hi hi hi hi, ty zaho e eee
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:36

Ka inona ary aky ny malaza a, izaho izao aky somary marary sofina ato fa nisy niresaka maharitra be tamikotamin'ny phone teo dia lava loatra fa soa ihany fa tapaka hoazy ilay izy! hihihihi!! Sady niresaka t@ ilay olona aho no manoratra miresaka amin-dry dia tena marary ny sofiko sy ny soroko mitazona ilay phonr tsy hianjera! hahaha!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:37

Ndry ty aky mampihomehy ka, ary sao dia manao trano roa ary indry ity, ny iray phone moa ny iray forum hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:37

Ny malaza aky izao dia mba namangy ny RDreny taminy we teo, ary ny andry ?
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:40

Tamin'ny Samedi teo ak nandeha namonjy mariage izahay a, dia mahafinaritra ny tantaran'ilay couple fa izao : congolais aloha ry zareo, mainty hoditra moa izany, efa niara-niaina nandritra ny 10 taoana izy ireo, efa niteraka telo lahy fa 10 taona aty aoriana vao tapak'hevitra ny hivadi officiellement! Nanao mariage civil sy religieux natao niaraka tamin'ny Samedi daholo.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:41

10 taona zany ve aky tsy elabe, nefa tsara ihany aloha satria amin'izay tena fantatra hoe tena io no izy mandrakizay doria
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:42

Tohizako ihany, nahatsikaiky fa ny alina izany, voasoratra tao amin'ny faire part fa manomboka amin'ny 21 heures ny dîner dassant ao amin'izay grand réstaurant izay, tonga tany izahay efa tara kely aza fa t@ 21H30 vao tonga, hay inona hoy ndry fa izahay no tonga voalohany indrindra! hihihi!! Gaga sy nanontany tena sao diso adiresy! hihi!! Tena tsy mbola nisy olona na iray aza ankoatra ireo serveurs! hahahahaha!!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:44

ary mba manao fotoangasy koa angamba izany kou
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:44

sa mbola niheritreritra tsara hoe oui sa tsy oui hi hi hih ih i
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:45

Eny, efa tena Amour avec "A" ny azy ireo fa tena nahafinaritra be sy nampisaina be izany anie ny nahita azy e, fa ny célébration-n'ila mariage tena tsarabe aky a, ohatran'ny mba tany Dago, eny toa mbola tsar anoho izay rehetra hitako tany aza ko!! Ny céléébration tsara fa ny organisation bof bof ou bien somary médoicre!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 2 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 2 sur 13 Précédent  1, 2, 3, ... 11, 12, 13  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser