kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -14%
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 ...
Voir le deal
799 €

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 12 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... , 11, 12, 13  Suivant

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:26

bonne nuit ary e
veloma ô
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 1 Nov - 0:26

Joli Halloween ny ato sy ny tsy ato e!!!!

Mino aho fa ni-s'amusé tsara ny ankizy izay ry Finaritra an, ny anay dia tsy navelanay nivoaka fa mangatsiaka sy somary nisy herika koa dia nanampy ahy niandry ny mpangataka bonbons fotsiny! Ndriiiiii!!!

@ Dimanche mba misy fety ataon'ny mpiray monina eto ankalazana ny Halloween dia amin'izay izy manarina e!

Mijerijer matetitetika ato aho raha mandalondalo ianao, sinon ny mail... efa eo e! hihihi

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 1 Nov - 0:33

slt toi
ie faly ny kilonga aky a, feno bonbon ny lakozia, sady nanao déguisement, ny tamin'ny herintaona ihany no navoka, mampihomehy be, tsy matahotra ny ankizy, monstres kely mihintsy hi hih ih h

ny tahokifafa sy ny citrouille fe no tanàna
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 1 Nov - 0:53

Ny anay tsy misy afa-tsy ny bonbons anay ato ihany noato fa tsy naka fa zarako aza tsy hihinana bonbons ny zaza raha voafehy! hihihi!

@ Dimanche no asa ngamba ny hafaliany fa tsy maintsy hoe autorisé-na izy amin'izay tsinona!

Inona no maresaka, manao ahoana ny fahasalamanao? Tsy hadinoiko fa hoentiko am-bavaka foana an, na dia ny amitié misy eo amintsika aza mba ho tahian'ATRA e! Marina fa samy manana ny souci kely ilay tsy maha-tena lavorary ny fiainany tanteraka avy ny tsirauray fa ezahina eny ny hahitana solution @ rehetra e.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 1 Nov - 1:04

Sondriana, misaotra e !!! angamba aky tsy dia hivoaboaka amin'ity week end ity fa tena mahatsiaro reraka be aho, hipetrapetraka kely ato antrano entourée de ma petite famille, ny andro koa moa mangatsiaka rahateo,

dimanche hivavaka dia tonga dia mody, tsy ho be resadresaka, ny ankizy no avelako hanapatra kely eto amin'ny ordi eto, manao izay tiany eo, sady nahazo msn avy any aminy cousine-kely any Dago dia te hiresaka mafy eto foana ry zareo kilonga.

Tsy nanao devoirs na révisions mihintsy aloha ny ankizy fa aleo manao coupure tanteraka fa samy drodraka daholo na ny kely na ny lehibe. Ny toetrandro koa aloha tena ratsy be, andro makarary be

Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:40

Bonsoir ny aty ô!! Tonga alinalina fa tsy mahita tory, eny e, na dia mangiana be aza fa efa alim-be dia mba mandalo kely ihany e!

Asa raha hitan'i Finaritra aho hoe ato izao fa dia mi-s'ennuyer rehefa tsy mahita tory dia ny i,ternet no ampiasaina tsara aloha! hi hi hi!

Salama tsara ve ianareo any, izahay dia eo ho eo iheny fa ny grippe no namely! Mahasorena fa dia ny toetr'andro izao moa efa iaraha-mahalala.

Miandriandry eo aho sao dia miditra i Finaritra izay eeee!!

Bisou an!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:40

Salut Sondriana,

Tonga mamangy sasakalina eto indray aloha e,

Ka inona aky ny vaovao ? ny aty aloha dia ny andro ratsy no tena mandreraka be tsy hita izay hanaovana azy, misy an'izany avy orana nefa ilay masoandro mibaliaka kely, tsy hita mangatsiaka, tsy hita mafàna .
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:41

Oay, niaraka ni poster isika roa hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:41

hi hi hi!! miandry fotsiny aho izao, io eny fa hitako i Finaritra fa en ligne!!! cheers

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:42

ie, tena niaraka tokoa, faly mihaona amin-dry eto indray e, inona no vaovao izay elaela izay?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:43

Ka izaho koa indraindray mba mijerijery eto ka, rehefa tsy mahita tory iny, sady mba mihaino hirahira amin'ny kanto radio no mangalatra mijery kely eto ka.

Mangatsiatsia izany dia aza manambe ô !!!!
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:44

Tsy foy hialàna ihany ity loft be antsika ity ô!

Voan'ny grippe aho ato ka vao nasiana vicks ny orona fa loza be fa hay tena mahery be ity izy!!! tena mamay be kou!!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:45

tsy dia misy vaovao aky fa dia ohatran'ny hoe ny omaly tsy niova izany foana hi hi hi hi, ny ankizy koa moa vacances dia mihaodihaody eto foana, mitady hahazo ny virusny tsy mahita tory ireto zanako hi hi h hi,
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:46

ka tena mahery aky io vicks io an, io ihany ny fanafody e, ny anay aloha hatramin'ny mbola kely ka hatrizao e, sady io misy na aiza tany aleha na aiza hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:48

izaho koa dia mitovy hevitra amindry, tsy foy ilay loft bruno e hi hi hi hi , haintsika roa koa ny manafàna azy ka, mitovy ny tadindokanga e
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:50

Rehefa alina toy izao tena mba tiako mihitsy ilay fahanginana an, tsy misy bruit na kely aza... Izaho indraindray mahavita zavatra betsaka tsy vitako amin'ny atoandro amin'ny alina alohan'ny hatory toy izao fa ilay tranqillité tena mampazoto be! Ary indry ve mba ohatra an'izany?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:50

Hitako misy invité io ka maninona raha miditra fa tsy eo ambaravarana eo no mijorojoro e !!! Midira fa ohatran'ny hoe izahay no tsy mahalala fomba fa tsy mampandroso vahiny ka , midira re dia mipetrapetraha e !!!
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:52

Mila mizatra mampiasa vicks aho aloha ho amin'ny manaraka raha ilaina fa ny fataoko anie aky hatramin'izay ka voasary makirana tsotra izao e, atao @ orona dia izay, fa maherihery koa aloha fa ny vicks mbola mahery be ny fahitako azy!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:53

Ka izay mihintsy aky a, alina vao afaka manararaotra amin'ny raharaha madinika, tranquille fa efa matory ny vady aman-janaka, ny atoandro mantsy maman par ci maman par là, maman il me fau ça maman il me manque ça etc etc etc etc ny vady moa dia eeeeeee zazakely no fetra, aiza ny lobaka, aiza ny chaussette hi hi hi hi hi mihomehy irery aho miresaka izany eto nefa sure aho fa ny lehilahy rehetra dia presque toy izany daholo,
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:55

tsara koa aloha ny voasary makirana e, marikivy sahady aho izany hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:55

Aiza izany invité izany? Tsy hitako fa efa lasa angamba izy, fa tsy misy afa-tsy isika sy bruno anie no enrégistrés ato ka iza moa e, i zankookoo moa ilay iray toa tsy mbola hitako mihitsy ni localisation ny misy azy eto @ planète.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 1:58

i Zankonkoo angamba any amin'ny planète Mars ka hi h hi hi, lasa ilay vahiny, saika ho kaikeriko lol hihihi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 1:59

Aiza ny lobaka, aiza ny chaussettes!!! hahaha! Ny ahy ny vadiko efa tsy manontany izany intsony rehefa tsy hitany eo fa tonga dia lasa izy mi-se débrouiller seul eo, taloha tena izany fa niova ihany taty aoriana, indraindray manko tena tsy araka en même temps daholo ny mikarakara ny vady sy ny ankizy rehefa samy maika iny.

Isika maman moa aky dia tsy mba atao hoe : io daholo fa efa vonona ny entinao rehetra androany..... hihihihi!! nofy anie izany!! Raha tsy hoe mivadika ny rasa angamba kou! Rha zavatra hafa misy antenaina fa raha izany dia manofisa eo!! hahaha

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 2:03

Efa misasaka sahady ity ny alina ry Finaritra, ahoana no atao, andeha hatory sa mbola hitafatafa eto? Ny ahy mety daholo saingy rahampitso mbola hifoha hiatrika ny journée indray kou! Mbola mazoto ve ianao?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 2:04

Ny ahy ato depuis Vendredi dia ato daholo ny nièces sy neveux rehetra, amin'ny alarobia vao mamonjy ny ray aman-dreniny avy satria mianatra ny alakamisy.

Mitomany ho aty amiko foana ny ankizy rehefa vacances, tahaka izay natao lehibebe ny trano hi hi hi hi hi, fokonolona kely mihintsy ato rehefa vacances.

Izao aho dia efa manomana ny chrismas sy ny taombaovao, ohatran'ny isan-taona dia ato aminay daholo, izaho nihevitra hoe efa maty ny belle maman-ko dia mety tsy hatao ato ny fety kanjo vao nahazo coup de fil fa dia efa mireserver ny rehetra hoe aty aminay ny fety...ho tohizana hono ny efa mahazatra sady ny ankizy hono efa nivoter daholo fa hoe aty ........atao ahoana e....mba tsy mialonjafy izany ny tranona mivady hi hi hi hi hi.

Ny mahagaga ahy dia tamàna ato daholo rehefa ankizy.

Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 12 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 12 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... , 11, 12, 13  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser