kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Funko POP! Jumbo One Piece Kaido Dragon Form : ...
Voir le deal

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 11 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... 10, 11, 12, 13  Suivant

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 9 Oct - 1:02

Izaho koa tia mihomehy, indraindray latsaka ny ranomasoko rehefa tena mihomehy be amin'ny foko izay aho, rehefa miasa aho mody mba hoe sérieuse be satria ny asa mila concentration sy olona mpiara-miasa fotsiny no ao fa raha hoe namana na ny vady aman-janako dia tsy tana....

Izaho ato efa manoaka fotsiny ry Finaritra a, rahampitso aho mivoaka nytrano @ 08H30 eo diaamin'ny 12H30 no tafaverina, ny aprem dia efa en we! hihihi

Ahoana, handeha hatory amin'izay isika roa?? Tena vizaka aho izany!
Apetrako ny bonne nuit ary e, miandry ny valiny avy amin-dry aho vao manidy!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 9 Oct - 1:02

Ny ahy koa i vavimatoan'i aiko manao judo sy tennis, complet be mihintsy ny semaine fa i rafaravavin'ny aiko no tsy mety manao inon'inona fa mivavaka dia mandeha aminy réunion sy izay activité ataony aminy maha mpikambana aminy jeunesse mariale azy.... fa dia baiboly io foana no vakiandrafaravavy raha vao manampotoana, tia mamaky boky ohatra an'i Dadany
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 9 Oct - 1:03

Bonne nuit ary aky a
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 9 Oct - 1:05

Dia misaotra ni-accompagnée ahy teto a, mety ho faly ny vadiko hoe mba vhv malagasy no miresaka amiko aminy net, fa matahotra koa mantsy izysao dia mi-tombé mal aho,

Merci aky dia Bonne nuit a
Bon week end raha tsy tafandalo et merci encore

bisouss
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 9 Oct - 1:07

Bisou be dia bonne nuit! @ manaraka indray!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Ven 17 Oct - 21:52

Miarahaba an'ilay namako ato izay aho, ela dia ela tsy tafandalo intsony!

Salama tsara ve aky i Finaritra izay?

Izaho moa dia salama tsara tokoa fa ny ts nahafahana matory tara be intsony no tsy nahafahako ilay mandalo eto ny hariva be tao ho ao izay, ka isika roa vavy moa aky ry Finaritra efa mifanoratra amin'ny mail, mi-tchat indraindray amin'ny msn dia ataoko fa tsy mampiova ny fifanakalozana sy ny firesahana ary ny fihavanana izay misy na tsy tafandalo eto intsony aza. Sa ahoana hoy indry aky? hi hi i!

i bruno sy ilay iray inscrit tsy hita mihitsy dia ny resakay sy Finaritra efa azonay atao mivantana sy mifampihaino mivantana aza...

Misaotra an'i bruno nampindrana anay roa vavy ity toerana fiseraserana ity fa nahitanay vokatra tsara e! Misy ny malagasy samy malagasy mahay mifanantona sy mihavana na dia aty an-tanin'olona aza, izahay no preuve vivante! hihihi!!

Veloma daholo izay namaky ny resakay teto ary veloma i bruno.

Hoy "sondriana".

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Ven 17 Oct - 23:14

Slt Sondriana, Bruno,

Faly miarahaba anareo eto ny tenako,

Voavakiko tsara ny messagendry ry Sondriana, eny e, tsy manahy, fomban'ny fiainana izany rehetra izany...

Somary hilaozanay kely izany ny trano ry Bruno, any aoriana any mety mbola hiverina an.....misaotra nampiantrano anay roa vavy .....

Tsy mahay manao veloma aho fa sao dia latsadranomaso eto ka, fa dia mandrampihaona an !!!!

bisous mamibe

Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mer 22 Oct - 1:44

slt Sondriana,

je sais.....oui je sais......il est tard.....ou tôt hi hi hi hi, mais je n'arrive pas à dormir alors je viens par là au cas où tu passerais ici.....

Tout le monde dort .......mon époux, mes enfants, mes parents sont tous au dôdô.....

Demain je ne travaille pas, je vais chez le médecin....alors j'ai un peu peur....
Si jamais tu passes par là....fais une petite prière pour moi.....

Je te laisse....à un de ces jours si Dieu le veut .....Inchallah....ny aina hono aky tsy mifametra mais au cas où.........ne m'oublies pas.....

bye bye
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mer 22 Oct - 1:59

Il faut avancer malgré la maladie,
Chaque jour se lever, poursuivre cette vie
Vivre à fond le présent,
Croquer la vie à pleines dents,

Et quand le jour viendra,
Que la mort emportera,
On auras rien à regretter,
Et on partiras le coeur léger

En laissant les meilleurs souvenirs,
la joie de vivre et le sourire.
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mer 29 Oct - 20:45

Slt Sondriana,

Comme promis, je passe par ici de temps en temps, histoire de voir si a laissé quelques messages for me.

Passes de bonnes vacances de toussaint.....a+
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mer 29 Oct - 22:04

Bsr Finaritra!

Je passe ici par hasard et qu'eqt-ce que je vois!!!! plein de msg de ta part, hihihi!!! Non, mais!!!!
hiverina aho fa andraso...

bisou

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 0:44

Akory ny hafaliako fa niverina indry ry Sondriana !!!! thank you very much ary e hi hi hi hi hi hi hi hi

Ka inona aky no malaza hatrizay ?? ny aty aloha efa en forme e, ny ankizy ny vacances fa izahay mivady tsy vacances fa samy miasa daholo, aleo aminy krismasy sy taombaovao no manao bebe e.

Sady mangatsiaka koa aky ny andro dia ohatran'ny tsy misy tsirony ilay vacances !!!

Indry ve aky mba manimanina an'i Madagascar ???? Izaho dia malahelo lava fa angamba dia tsy mba ho tafaverina any intsony ka....efa olona vaovao daholo no amin' ny amin'ny tanàna, tsy fantatra intsony e...

Ny ato antrano no ataoko metimety ataoko mitovitovy amin'ny any, hi hi hi
fa raha vao maheno misy emission izao na izao momba an'i Mada dia lasa izao, miaritory mihintsy mijery télé


Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 0:46

Indro tazako indry fa en ligne hi hi hi hi

bsr ary e

santa
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 0:49

ie, nijery ato aho fa nametraka msg teo tsinona dia tiako ho fantatra raha nandalo ianao.

Izaho izao tsy manimanina an'i Madagascar izany fa misy fotoanany ilay izy, avy orana foana hono izao any ko, dia aleo rehefa ilay mois de Fev -mars - avril iny fa izay no tsara any.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 0:52

Tokony nandeha nanao vacances kely tany Italie izahay fa nisy antony tsy nahafahana tampoka dia mijanona, mangaina kely ery ato fa efa zatra ny mandeha kely izahay rehefa vacances scolaires, tsy maninona e, entiko manao piscine sy mandehandeha ny ankizy rehefa afaka aho.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 0:57

Amin'ny manaraka izany ianareo mandeha ny kou, tiako be aky Italie surtout vénise....je n'y suis jamais allée, eo amin'ny frontière foana izahay dia miverina, manao course e, fa izao efa tsy azo atao intsony fa amin'ilay contre façon dia ohatran'ny mihaihay be foana raha vao hividy zavatra ka aleo hajanona.

Ny faniriako dia ny mba hitondrako ny Dadako sy Mamako ao aminy Vatican, efa mba niresadresaka tamin'ny vadiko ihany aho fa miandry kely fotsiny, ny Dadako tsy mety tamàna dia mitomany ny hiverina any Mada, dia ho entiko mitety tanàna maromaro aloha e....Mahagaga fa ny lehibe tsy misy tamàna aty,

Ny ankizy aloha efa notenenina fa tsy mandeha vacances, dia efa mba nionona, nanao camping kely week end tany aminy nenitoa sy dadatoa fotsiny dia nody fa nangatsiaka hono, hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 1:02

Azo an-tsaina ihany tokoa hoe tsy dia tamàna ny hipetraka aty andafy ny olona efa zokinjokiny, raha tsy miasa ohatra izy dia tsy hoe ni-paddé ny hatanorany taty, tsy maintsy malahelo an'i Dago foana ry zareo.... misy aza matahotra hono fa sao sanatria ka tapitra aty andafy ny tantarany fa rehefa mahazoazo taona dia aleo mody any an-tanindrazana.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:05

Ka ohatra an'io tenindry io mihintsy ny discours-ny ato, nefa tsy fantany fa izaho ange ka malahelo azy, dia teneniko foana hoe ho arinareo aty aho izany. Izaho tsy afaka miverina any aky a, ny menaky ny aiko iray no milevina aty, tsy ho avelako irery aty ny ahy ka.
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:09

Oadray, azafady aky fa toa ohatran'ny miresaka be aho izany kay moa isika ity blog, feno loatra ny foko ka tsy tanako azafady aky a, hevero ho toy ny tsy niteny inon'inona aho ry Sondriana. AZAFADY AN
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:11

Sao dia efa te hatory aloha indry e,

amin'ny manaraka ary isika miresadresaka elaela an, efa alina loatra aky a !!!!

tafandria mandry ary ô !!!

bonne et douce nuit eo anivon'ny fianakavinandry ary an !!
bye bye
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 1:16

Fa ahoana koa ary izany, efa nandefa post aho teo dia tsy hitako eto ilay izy! Raha efa lasa ianao tsy maninona fa andraso hoe aloha fa hafahafa koa izy izany!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 1:17

Ka page 19 indray izao, fa nankaiza ny post -ko teo ary!

Bonne nuit aky Finaritra a, @ manaraka indray, bisou be an!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Jeu 30 Oct - 1:19

Te-hatory hatramin'ilay forum ity mihitsy fa tena nanoratra aho teo fa tsy hitako ilay izy! hihihihi!!

Amin'ny manaraka indray!

Douce nuit!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:19

bonne nuit a+++++
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 30 Oct - 1:24

tsy mbola nandeha fa hitako ny messagendry hoe andraso aloha ka miandry aho hi hi hi
samy te hatory hatramin'ny blog koa angamba kou hi hi hi efa hisasaka ny alina tsinona koa hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 11 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 11 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... 10, 11, 12, 13  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser