kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -39%
Ordinateur portable ASUS Chromebook Vibe CX34 Flip
Voir le deal
399 €

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 13 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... 11, 12, 13

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 13 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 2:04

Ary sao dia renoka aza ianao teo e! Hi hi hi hi! toa tsy hitako tampoka teo?

Andao ary fa hametraka ny mandram-piresaka eto indray aho e,

Douce nuit dia manofisa mamy be!

Bisou, bye!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 13 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 2:06

Tsara izany be olona mpianakavy izany eeee!! Ny anay tsy mba betsaka ny hita fa misaratsaraka daholo.

Izay vao tena lasa aho, bisou bedebe ma Finaritra!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 13 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 4 Nov - 2:07

Rahoviana aky vao hivadika ny rasa, efa samy miasa izao fa eeeee tsy mety e, fa indraindray aho aloha mba midongy restaurant rehefa tena reraka iny e hi hi hi hi hi hi


Alina marina aky ity ny andro, andao ary hatory amin'izay e !! bonne nuit aky dia mangatsiatsia indry! bises aminy ankizy ary e!!!
bonne nuit aky Sondriana, amin'ny manaraka indray ô !!!
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 13 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 4 Nov - 23:24

coucou!

Mandalo dia mivily kely , bonne soirée e!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy - Page 13 Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 13 sur 13 Précédent  1, 2, 3 ... 11, 12, 13

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser