kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-45%
Le deal à ne pas rater :
PC Portable LG Gram 17″ Intel Evo Core i7 32 Go /1 To
1099.99 € 1999.99 €
Voir le deal

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

3 participants

Page 1 sur 13 1, 2, 3 ... 11, 12, 13  Suivant

Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 28 Aoû - 0:35

Manao ahoana daholo,

Izaho izany no manokatra ity forum ity ankoantran'ny ilay namorona ny forum.
Voalohany aloha dia miarahaba sy misaotra an'i Bruno nanokatra ity forum ity. Dia mba manantena anareo ho tonga hiresadresaka milamindamina eto, hifanoro hevitra, hifanome conseils, tout dans la bonne humeur, malagasy samy malagasy.
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Jeu 28 Aoû - 0:52

Ndeha hatory aho izany fa toa tsy misy olona koa ato izany, mety hisy ho avy ihany ve eo rahampitso, na i Bruno ary ity tsy mba tonga nanao bienvenue akory koa....mafy tokoa rehefa te hiteny malagasy ka, mba marina moa e lol! Ary aiza ianao ry Sondriana, itako mantsy ianao fa inscrit farany Sleep
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Ven 29 Aoû - 1:01

geek
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 30 Aoû - 0:12

Un jour je partirai en voyage
Je ferai escale dans chaque nuage
J'y découvrirai de nouvelles lumières
De nouveaux mirages de nouvelles prières
J'y rencontrerai les fées de mon enfance
Qui me rendront à toutes les magnificences
J'y verrai de grands étangs d'argent
D'où surgiront en chantant
De leur belle voix cristalline
Des myriades de petites ondines
Je naviguerai sur un vaisseau solaire
Je volerai son feu à l'univers
Puis reviendrai sur cette terre



farao
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 30 Aoû - 0:20

Slt,
Hono ho aho raha miditra eo ianao ry Sondriana dia misy dia mba lazao ahy na lhl ianao na vhv, fa izao an, asa na coincidence na efa hoe destin voasoratra fa tiako be io hoe "sondriana" io sady misy olona fantatro hoe sondrina izay ary fanaoko aminy mot de passe-ko io matetika, azy mijerijery ao ambadika ao fa mba tapeo io clavier io dia manorata e, zà ange tsy masiaka e, sady tsy mihinanana olona koa e
geek
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 30 Aoû - 0:39

Hitako fa en ligne ianao ry Sondriana an, mba midira moa e, samy tsy mahita tory ihany ange e, ary sao dia lhl ary ianao ?? nefa sondriana izany toa vhv angamba ô !!! eeeeeee handeha hatory aho izany fa tongava soa rehefa tapakevitra fa hiditra an, Embarassed
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 30 Aoû - 0:47

coucou!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 30 Aoû - 0:48

Enfin........salut sasakalina.......... bounce
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 30 Aoû - 1:08

ie, salut sasankalina e! Tena manahirana ahy ity miditra ato ity fa be formalité be koo! hihihi!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Sam 30 Aoû - 1:22

Ka inona ny vaovao ary ô, efa mihoatra ange ity ny sasakalina e, hi hi hi hi hi, ary manana olana tokoa angamba ianao izany fa connecté avy eo deconnecté, zaho anefa efa mba sasamiandry, fa miverena na atoandro fa ny ahy aloha dia ny alina ihany aho vao tonga eto ohatrany chauve souri eeeee hi hi hi hi hi hi hi hi hi.....

Kay azafady fa hadinoko ny nanao tongava soa e hi hi hi hi hi, ka ilay trano ity angamba tsy misy tompony an, fa tsy hita mihintsy ilay tompony ka....fa dia miarahaba antsika tonga soa izany isika e hi hi hi hi hi hi hi hi hi
Razz
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 30 Aoû - 13:25

Arahaba ry Finaritra a,

Dieny afaka manketo aho dia manararaotra fa misy olana kely ny ordinateur-ko ka izany no nahatapaka ilay tamin'ny alina, azafady e!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Sam 30 Aoû - 14:35

Ahoana moa izany ny ataotsika amin'ity "loft" be babangoana tsy misy tompony ity? Andao izany honina ato isika dia mila manao travaux izany manavao azy! Sa ahoana ry Finaritra?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Bruno Dim 31 Aoû - 10:34

manaona daholo ianareo rehetra izay mandalo eto amin'ity forum ity ee
ialana tsiny indrindra raha izao voa tonga ato ny tenenay fa noho ny adidy maro isan karazany dia somary ety dia ety ihany ny fotoana
faly tokoa izahay ato amin'ny ekipan'ny kanto radio mandray anaoreo ary mino sy manantena fa ho mamy ny fiarahana

Dia arabaina manokana i Finaritra sy Sondriana

dia mazotoa ary

misaotra tompoko
Bruno
Bruno
Admin

Nombre de messages : 8
Date d'inscription : 03/08/2008

https://kantoradio.1fr1.net

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Lun 1 Sep - 0:29

Slt,
Manao ahoana Bruno sy Sondriana,

Miala tsiny fa izao vao mba tafandalo kely, ie marina tokoa ny anao ry Sondriana, andao hamboarina kely ary ity trano ity fa tena haolo be hi hi hi hi hi hi hi hi (laingako izany an),

izany hoe alahady moa androany dia mba nandalo kely fotsiny fa rahampitso mandalo eto, fa hono ho aho aloha e i Sondriana ve aloha lhl sa vhv, i Bruno aloha fantatro fa pseudo lhl.

Tsara raha mba fantatro hoe lhl ianao na vhv ry sondriana, fa satria amin'izay aho mba miteny ho "njy" na "ianao" hi hi hi hi hi hi hi hi hi, sady sao aho dia hanao resabvhvh nefa ianao lhl ka tsy mety ny fandehanjavatra.

Bruno ve be asa aman-draharaha sa nandeha nanao vacances
Razz flower
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Lun 1 Sep - 23:38

la la la la la la la la la mihirahira irery sisa ity marina moa e, geek
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Lun 1 Sep - 23:59

queen
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié, malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 0:57

Finaritra bsr,

Mbola ao ve?

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 0:58

ie mbola mijerijery e, folo amanjato ny maso
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 0:58

Zoa mihitsy vao afaka miditra, fa misy olana koa ity tokony mba jerevan'i bruno fa isaky ny miditra amin'ity site ity aho dia maty vetivety foana ny ordi.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 0:59

sao dia tsy zakany ny log
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:01

OK! MBA MANDEHA TSARA NDRAY ALOHA KA MBA AFAKA MIRESAKA KELY IZANY.

Azfd fa lasa lehibe ny soratra fa maika be za manoratra, vehivavy aho, efa Maman aho

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:02

super !!!!!zaho koa vhv dia efa maman kou, 2 vavy ny zanako, zaho koa efa manambady , eeee de mitovy zany ny baolina, afaka miresaka tsara ntsika roa hi hi hi hi hi hi hi hi

nanao ahoana aky ny we-nareo ????? nafàna ve???? 37° à l'ombre hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:03

Afaka resahintsika daholo izay mety rehefa mendrika sy mihaja, tia mihomehy, mazava saina afa tsy tery saina! hihihi! Fa liana amin'nty resaka fitaizana sy ny momba ny fianakaviana, fitiavana ary ny mahasoa rehetra aho.

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Finaritra Mar 2 Sep - 1:04

efa ok izany aky a, ny ahy koa mantsy izay no mba tadiaviko hi hi hi hi hi na dia amin'ny sasakalina aza e hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par sondriana Mar 2 Sep - 1:06

Ok e! Soa fa maman koa ianao, afaka mifampanao "ndry" izany isika raha izay no tianao, hitako fa samy miaina aty Frantsa isika amin'ny globe ao amin'ny pejy voalohany ao, mety tena hafana sy hitovy tadin-dokanga raha efa elaela nipetrahana taty ianao ry Finaritra!

sondriana

Nombre de messages : 130
Date d'inscription : 27/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy Empty Re: Resadresaka andavanandro, mahafinaritra, amitié , malagasy samy malagasy

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 1 sur 13 1, 2, 3 ... 11, 12, 13  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser