kanto web radio
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-55%
Le deal à ne pas rater :
Coffret d’outils – STANLEY – STMT0-74101 – 38 pièces – ...
21.99 € 49.04 €
Voir le deal

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

2 participants

Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Bruno Dim 31 Aoû - 11:03

Nisy mompera hono zany manana mpiasa anankiroa! Bernard sy Bernadette! Dia isaky ny tsy eo Bernard D petahan'ny mompera foana bernadette! Nony farany kobon'ny bernard ny fikany! Dia nanalàny ny fony dia nolerany daholo ny kominio an'i mompera! Tezitra tamin'izay mompera fa tsy hita daholo ny kominio any D nantsoiny Bernard:
M: bernard, avia ianao mikofesy!!!

D nankao amin'ilay trano kely fikofesena!

M: bernard, iza no nangalatra ny kominio an'i mompera
B: maninona?????
M: iza no nangalatra ny kominio an'i mompera????
B: maninona tsara mompera????
M: efa hoe iza wa no nangalatra ny kominio an'i mompeeeeraa????
B: tena tsy maheno mihitsy ato ambadika ato mompera fa mivadia ange enao ato D za no ho ao D jerenao raha maheno ato na tsy maheno eeee

D nifamadika hono i mompera sy Bernard

M: teneno amin'izay ary ahenoko an'izany tsy maheno zany, raha maheno za an, dia voaroaka enao androany!

D ozizy amin'zay bernard:

B: mompera, iza no nangalatra ny vadin'i Bernard
M: ......:!!?? Tena tsy maheno marina ato ry bernard fa azafady, sady niala pà letsivanona!
Bruno
Bruno
Admin

Nombre de messages : 8
Date d'inscription : 03/08/2008

https://kantoradio.1fr1.net

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Lun 1 Sep - 23:51

Tonga nanatitra taratasy tao amindry Rajohn ny facteur, faly ery Ramatoa dia nanokatra ilay taratasy, kinanjo .......taratasy fotsy tsy misy soratra, tezitra izy ary niteny tamin'ny vadiny ary toa taratasy tsy misy inon'inona ity alefan'ny vadinao ????

Ka inona ary no mahataitra anao amin'izany Ramatoa !!!! efa ho dimy taona izao izahay no tsy nifampiteny .....hi hi hi hi hi hi hi
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Lun 1 Sep - 23:53

Miala tsiny fa diso tsipelina : ary toa taratasy tsy misy inon'inona ity alefan'ny rahalahinao ???
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Mer 3 Sep - 22:23

resaka atody indray ary an!

- un noir et un blanc font un course any amin'ny sky !!!

- iza ary no naharessy ????

- et bien .....le noir .....évidement !!!!

- fa nahoana ??

- le blanc est toujours battu en neige !!!!!!
tongue
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Jeu 4 Sep - 22:59

Un prêtre voyage en avion, le décollage effectué, le saint homme s'adressa à l'hôtesse de l'air qui s'approchait avec le chariot des boissons.

- Un whisky, s'il vous plaît, demanda -t-il.

Puis se ravissant :

- Attendez ......mademoiselle....à quelle altitude sommes-nous ??

- A dix mille mères, précisa l'hôtesse.

- Oh....alors...je suis trop proche du Chef.... Donnez-moi du thé, je vous prie.
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Bruno Mar 7 Oct - 23:04

Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a main daholo ny zava-maranitra, ny zavatra misy ranondranony toy ny ranomanitra, ny dentifrice sy ny whisky sy ny sisa.... Vao avy nividy rasoire anefa ilay tovovavy vaovao ary hadinony ny nanala azy tao anaty poketrany nefa lafo ilay izy ka tsy foiny hoalain'ireo doanier ireo dia nanantona ilay mompera izy....
Tovovavy: Azafady mompera mba miangavy anao aho mba hitondra ity rasoire ity fa tena ilaiko ary lafo koa ny vidiny. Mbola vaovao izy tena mbola tsy nampiasaiko mihitsy.
Mompera: Ry zanakovavy: inona no ho lazaiko eny nefa izy ity tsy andehilahy akory fa am-behivavy. Sady izaho tsy handainga izany.
Tovovavy: azafady re mba ampio, tahian'Andriamanitra ianao
Nanaiky ihany ilay mompera rehefa niangolan'ilay Tovovavy ka nataony tao anaty paosibeny eo @ kibo eo ho eo.
Tonga teo @ doaune. Nipipika menamena ary ny alarm. Ary dia nalaina ny mompera atao ankety: hoy ny douanier: misy zavatra tian'ny mompera doanevana ve Ny tampany ambony ry anak atsy misy saingy ny tampako ambany misy zavatra iray mbola tena vaovao mihitsy ary nasain'ny tovovavy iray ho tandremako tsara mihitsy, izay angaha no mahatonga ny alarm.
Toran'ny hehy ny douanier naheno izany sady niteny hoe tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva mompera. Mahazo mandeha ianao mompera........
Bruno
Bruno
Admin

Nombre de messages : 8
Date d'inscription : 03/08/2008

https://kantoradio.1fr1.net

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Mer 8 Oct - 23:47


Ity indray ary an !!!! miala tsiny raha misy mpivavaka be ak tezitra eto ....hatsikana e, natao hihomehezana fotsiny !!!

St Pierre se promène au Paradis et voit Marie-Madelaine près d'une fontaine.

- Il lui dit alors que ça fait longtemps qu'elle est au Paradis et que comme sa vie sur Terre fût une vie de sacrifice, il lui accorde 3 semaines sur Terre à conditions qu'elle appelle St Pierre chaque semaine pour lui dire ce qu'elle fait.

Marie-Madelaine accepte et dessend sur Terre.

1- Première semaine : Allô, St Pierre?
- C'est Marie-Madelaine, je suis à Nice, je bois un pastis et c'est un délice.
- C'est bien ma fille mais attention de ne pas abuser.

2- Deuxième semaine : Allô, Pierre?
- C'est Madelaine, je suis à Toulon, je bois du Bourbon et c'est bien bon.
- C'est bien ma fille mais attention de na pas abuser.

3- Troisième et dernière semaine :
- Allô Pierrot?
- C'est Mado, je suis sur un vélo, j'ai goûté à la nature....alors je ne suis plus pure......je reste sur terre !!!.
geek
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Mer 8 Oct - 23:50

elle "descend" fa tsy dessend e!!! mdr Laughing
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Finaritra Mer 22 Oct - 1:49

Quel est le comble d'un menuisier ?
C'est d'être payer avec un chèque en bois.

geek
Finaritra
Finaritra

Nombre de messages : 183
Localisation : dans l'espace
Date d'inscription : 19/08/2008

Revenir en haut Aller en bas

hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo Empty Re: hatsikana sy hehy manala azy na gasy na vahiny mety daholo

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser